Fara-fandihizana (Lalao Rabeson)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nadiva ny hifarana ny dia
Tsy fantatro aho na te-hijanona na tsia
Mozika farany no injay nanakoako
Tamin’izay indrindra ianao no nandalo
Izay no fara-mozika
Nandihizantsika, izaho sy ianao
Izay feonkira izay
Nodihizintsika teo mandrakizay
Nifankatia tononkira.serasera.org hatrany isika hatrizay
Fahoriana, fifaliana, tena iray
Kanjo indray andro niova inao ry tiana
Sahinao ny niteny hoe: masina !
Cauda:
Ranomaso sisa
No indro mitanisa
Feonkira iray izay tavela
La, la, la, la, la, la, la, la, la, la, la
La, la, la, la, la, la, tgqrviy la, la, la, la...
Nadikan’Ihagamainty na Rosman Randriamananjara tamin’ilay ftvrh hira hoe: \" The last Waltz\"
Hirain’i Lalao acurfte Rabeson

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Lalao RabesonVangy : 7716
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : lanto
Daty : 08/09/2005 14:28