Ny foko ve no adala (Naly Rakotofiringa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(mpihira lahy tokana)
Ny foko ve no adala
Ka mifikitra tsy miala
Sa tsy mety ho vahana
Amin-javatra raràna
Sa ilay toka-nofinidy
No tsy mamy fa mangidy
Saingy zavatra efa tiana
Ka iniako hikipiana ./.
( refrain )
Ny iriko mba jbrzpbk ho anjara
No lazaina fa tsy tsara
Ilay nambabo ny fanahy
uhvisvkc Nofefena tsy ho ahy
Asa lahy izay hihantra
Sy hanjoy ity fo mahantra
nwmb Na mba hisy fitsaboana
tononkira.serasera.org Na hijalijaly foana ( miverina in-2 ny refrain)
(miverina amin’ny tonony any amin’ny voalohany)
Ny foko ve no adala
Ka mifikitra tsy miala ......
......
Ny foko ve no adala
Ka mifikitra tsy miala
Sa tsy mety ho vahana
Amin-javatra raràna
Sa ilay toka-nofinidy
No tsy mamy fa mangidy
Saingy zavatra efa tiana
Ka iniako hikipiana ./.
( refrain )
Ny iriko mba jbrzpbk ho anjara
No lazaina fa tsy tsara
Ilay nambabo ny fanahy
uhvisvkc Nofefena tsy ho ahy
Asa lahy izay hihantra
Sy hanjoy ity fo mahantra
nwmb Na mba hisy fitsaboana
tononkira.serasera.org Na hijalijaly foana ( miverina in-2 ny refrain)
(miverina amin’ny tonony any amin’ny voalohany)
Ny foko ve no adala
Ka mifikitra tsy miala ......
......
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Naly RakotofiringaVangy : 5462
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : RAZAFINDRANAIVO Harilala
Daty : 29/08/2003 10:39
