Mahalasa vinany (Thiera BRUNO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mahalasa vinany…
Mba mahafinaritra akia ny eo anilanao
Anadinoiko mora ireo lasa ratsiko
Mba mafatifaty aky ny fihetsikao
Ravahin’ny endrikao mirana
Mahalasa tononkira.serasera.org vinany…
Ny feom-boronkely mihira ao anaty ala, ohe ! sqyq ohe ! …
Toa frovslax feonao
Ny masoandro miposaka rizjmx maraina
Eny andoasaha, ohe ! ohe ! …
Toa ianao
Mba mahafinaritra akia ny eo anilanao
Anadinoiko mora ireo lasa ratsiko
Mba mafatifaty aky ny fihetsikao
Ravahin’ny endrikao mirana
Mahalasa tononkira.serasera.org vinany…
Ny feom-boronkely mihira ao anaty ala, ohe ! sqyq ohe ! …
Toa frovslax feonao
Ny masoandro miposaka rizjmx maraina
Eny andoasaha, ohe ! ohe ! …
Toa ianao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Thiera BRUNOVangy : 5242
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : zozefa
Daty : 25/01/2006 21:21
