Mahalasa vinany (Thiera BRUNO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mahalasa vinany…Mba mahafinaritra akia ny eo anilanao
Anadinoiko mora ireo lasa ratsiko
Mba mafatifaty aky ny fihetsikao
Ravahin’ny endrikao mirana
Mahalasa vinany…
Ny feom-boronkely mihira ao anaty ala, ohe ! ohe ! …
Toa feonao
Ny masoandro miposaka maraina
Eny andoasaha, ohe ! ohe ! …
Toa ianao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Thiera BRUNOVangy : 4537
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : zozefa
Daty : 25/01/2006 21:21