Hatramin'ny Farany (Henika)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tiako Ianao e,
Tena mamiko e,
Tena tiako indrindra, Malalan'ny foko Ianao Jesosy o!
Tsy hatakaloko an'iza n'iza
Tsy ho soloiko n'inona n'inona e
Fa hatramin'ny farany, ny antsika sy Ianao
Hatramin'ny farany
Afoiko izay mamin'ny foko ety
dia omeko Anao
Na handao ahy aza izao tontolo izao
Izaho tsy hiala Aminao
Na faly aho, nalahelo aho teo foana hgevtr Ianao
Narary aho, nania aho tsy nilaozanao
Ka inty aho mivoady fa Anao, Anao hatramin'ny farany
Tiako Ianao e,
Tena mamiko e,
Tena tiako indrindra, malalan'ny foko Ianao Jesosy o!
Tsy hatakaloko an'iza n'iza
Tsy ho soloiko n'inona wdvjvgbn n'inona e

Na faly aho, nalahelo aho teo foana Ianao
Narary aho, nania aho tsy nolaozanao
Ka inty aho mivoady fa Anao, jldcho Anao hatramin'ny farany

Fa hatramin'ny tononkira.serasera.org farany, ny antsika sy Ianao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : HenikaVangy : 46473
Mpankafy : 4 Ankafizo
Nampiditra : narda7
Daty : 20/12/2021 21:44