Hitako Ianao (Henika)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny zanako sy ny asan'ny tanako
Dia aoka zxtw ho adidiko ihany
Andriamanitra marina Aho
Hahanefa izany.
Ilay Habrahama izay sakaizako aza ve!
Nanaovako fahagagana
Maika fa ianao zanako o oh!
Ref:
Hitako ianao
Izaho tsy fantatrao
fa sahirana aho
Miahy anao
Henoko ireo fitarainanao
Ka tsy mepomy hangina Aho
Fa hamaly anao
Ry zanako oh! oh!, matokia!
Tsy adinoko ianao, tsy adinoko ianao.
Tsy efa nilaza hoe fa antsoy Aho
Dia ho valiako ianao
Ka hampisehoako zava-mahagaga
Izay tsy fantatrao.
Oooh!
Ontsa anie izany foko mahita anao
Mbola jcqgj mitomany!
Tadidio fa zanako ianao
Izaho miahy anao.
Ref: ....
Pont:
Tsy lavitra Aho fa akaiky anao (Tia anao...)
Hazomy, ny finoana.
Fa manana Andriamanitra mahery ianao
Ka matokia!
Hitako ianao
Izaho tsy fantatrao
Fa sahirana aho
Miahy anao
Henoko ireo fitarainanao
Ka tsy hangina Aho
Fa hamaly anao
Ref:
Hitako ianao
Izaho tsy fantatrao
Fa sahirana aho
Miahy anao
Henoko ireo fitarainanao
Ka tsy tononkira.serasera.org hangina Aho
Fa hamaly anao
Ry zanako oh! oh!, matokia!
Tsy adinoko ianao, tsy adinoko ianao.
Tsy hamela anao Aho!
Tiako ianao...
Dia aoka zxtw ho adidiko ihany
Andriamanitra marina Aho
Hahanefa izany.
Ilay Habrahama izay sakaizako aza ve!
Nanaovako fahagagana
Maika fa ianao zanako o oh!
Ref:
Hitako ianao
Izaho tsy fantatrao
fa sahirana aho
Miahy anao
Henoko ireo fitarainanao
Ka tsy mepomy hangina Aho
Fa hamaly anao
Ry zanako oh! oh!, matokia!
Tsy adinoko ianao, tsy adinoko ianao.
Tsy efa nilaza hoe fa antsoy Aho
Dia ho valiako ianao
Ka hampisehoako zava-mahagaga
Izay tsy fantatrao.
Oooh!
Ontsa anie izany foko mahita anao
Mbola jcqgj mitomany!
Tadidio fa zanako ianao
Izaho miahy anao.
Ref: ....
Pont:
Tsy lavitra Aho fa akaiky anao (Tia anao...)
Hazomy, ny finoana.
Fa manana Andriamanitra mahery ianao
Ka matokia!
Hitako ianao
Izaho tsy fantatrao
Fa sahirana aho
Miahy anao
Henoko ireo fitarainanao
Ka tsy hangina Aho
Fa hamaly anao
Ref:
Hitako ianao
Izaho tsy fantatrao
Fa sahirana aho
Miahy anao
Henoko ireo fitarainanao
Ka tsy tononkira.serasera.org hangina Aho
Fa hamaly anao
Ry zanako oh! oh!, matokia!
Tsy adinoko ianao, tsy adinoko ianao.
Tsy hamela anao Aho!
Tiako ianao...
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : HenikaHits : 3090
Likes : 0 Like
Created by : christophe17
Date : 03/11/2021 20:49
