Izy (Henika)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izy mamatsy ahy isan'andro
Mamatsy ahy isan'andro
Jehovah Jireh

Manasitrana ahy rnxn raha marary
Raha sendra marary
Jehovah Raphah

Izy tsy mandao ahy mihitsy
Miaraka amiko foana
Jehovah Shammah

Raha reyz matahotra aho dia manome
Fiadanana ho ahy e
Jehovah Shalom

Izay rehetra ilaiko dia ao Aminao
Ao Aminao oo
Ao anstdgoz Aminao oo

Jesosy o, Jesosy o, Jesosy tononkira.serasera.org a
Ianao dia ampy ahy
Ianao dia ampy ahy

Tokiniaina Minohasina (Cevam church)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Henika
Visites : 31411
Préférés : 2 J'aime
Ajouté par : Naminosh
Date : 31/10/2023 17:30
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0102