Ireo dina (Lalao Rabeson)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ekeo ireo izay efa ekeko
Ho rojo hamehy ny fontsika
Fa hiato fanonja ny ako
Ho rivo-mikalo, hiova ho sioka.
Ireo dina maro vao nifanjevo
Avelao hameno ny fiainantsika
Fa tsy tohaina wxzubsa ny hona mandrevo
Hitelina ireo faniriana efa vita.
Sendra krceeo ny ankaso ka mianjera
Mihodìna, tadiavo, aza avela
Raha hitanao ireo, miarena
Ny bathpgim tany nahalavoanao aza jerena.
Raiso ireo zay efa horosaiko
Ho voalohan-karena, harenantsika
F’ireo, fireo dina tononkira.serasera.org no araikitra
Hasambaram-peno, feno bitsika
Ny tena no tsy hifanatrika
Ny nofy ihaonana habakabaka iny
Na rahona iray aza tsy hikasika
Ireo dina mamy voatahiry.
Ho rojo hamehy ny fontsika
Fa hiato fanonja ny ako
Ho rivo-mikalo, hiova ho sioka.
Ireo dina maro vao nifanjevo
Avelao hameno ny fiainantsika
Fa tsy tohaina wxzubsa ny hona mandrevo
Hitelina ireo faniriana efa vita.
Sendra krceeo ny ankaso ka mianjera
Mihodìna, tadiavo, aza avela
Raha hitanao ireo, miarena
Ny bathpgim tany nahalavoanao aza jerena.
Raiso ireo zay efa horosaiko
Ho voalohan-karena, harenantsika
F’ireo, fireo dina tononkira.serasera.org no araikitra
Hasambaram-peno, feno bitsika
Ny tena no tsy hifanatrika
Ny nofy ihaonana habakabaka iny
Na rahona iray aza tsy hikasika
Ireo dina mamy voatahiry.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Lalao RabesonVangy : 2806
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 29/03/2015 14:00
