Masoandro mody (Ludger Andrianjaka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry masoandro mody oonzyua madiva hilentika
Nahoana lahy ianao raha hafarako indray
Ianao ihany anie no mahavangy matetika
Mba vimbino re ity hafatro any aminay
Na ho singany hono hoe tsy mba mety variana
Fa tsy misy mahasolo ilay olon-tiana
Aoka ihany mba samy hitahiry mangina
Fa muaw tsy mbola fantatrao izay miseho any lttyd aoriana
Fenomanana hono hoe irony volana ambony
Mainka koa ity foko tsy mety mitony
Mikorana izay tsy izy ny ankizin’olona
Fa izaho irery kosa no toa tononkira.serasera.org miolonolona
Mety hivaly ihany ve izany vetsoko izany
Ry masoandro mody hivadika ho any
Mba asaivo vangiany ny akany nitoerako
Fa ho hitany ao ny tandindon’ny tenako
Nahoana lahy ianao raha hafarako indray
Ianao ihany anie no mahavangy matetika
Mba vimbino re ity hafatro any aminay
Na ho singany hono hoe tsy mba mety variana
Fa tsy misy mahasolo ilay olon-tiana
Aoka ihany mba samy hitahiry mangina
Fa muaw tsy mbola fantatrao izay miseho any lttyd aoriana
Fenomanana hono hoe irony volana ambony
Mainka koa ity foko tsy mety mitony
Mikorana izay tsy izy ny ankizin’olona
Fa izaho irery kosa no toa tononkira.serasera.org miolonolona
Mety hivaly ihany ve izany vetsoko izany
Ry masoandro mody hivadika ho any
Mba asaivo vangiany ny akany nitoerako
Fa ho hitany ao ny tandindon’ny tenako
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ludger AndrianjakaVangy : 5976
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Narihe
Daty : 06/11/2003 15:19
