Tonga ny maraina (Kelly Rajerison)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tonga ary izao ny maraina
Vita hatreo lay nofy mwdyn niarahantsika e
Jiro niserana ianao nitondra tononkira.serasera.org aina vao
Fa ny masoandro miposaka io manalavitra anao

Nefa misy ato amiko
Manambara fa mbola hisy fihaonana
Hiravona indray, hiaraka aminao
Fa ny masoandro miposaka manome toky ahy

Raiso ho aho njmpxi ho anao
Sy ny tsara amiko
Hiainantsika izao ora lpjkolbp izao
Avelao aho hibanjina anao
Hitoetra ho sary ato am-poko

Tonga ary izao ny maraina
Vita hatreo lay nofy niarahantsika e
Jiro niserana ianao nitondra aina vao
Ny masoandro kosa manalavitra anao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0132