Rondro (Trio's music)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izaho vao nahita anao tonga dia tara
Izaho tsy mandoka fa ianao dia tsara
Somary lava volo, anananao daholo
Ny halavana sy ny hatsarana
Ianao aloha dia tsy mba miavona
Fa sariaka foana lalandava
Izaho nahatsapa fa ianao dia lafatra
Banga iray ny anjely avy kaic any an-danitra
O Rondro a, ô nmbhibp Rondro a
Aza matahotra f’izaho anie vonona arbwilp hanaja anao
O Rondro a, ô Rondro a
Tiako anao chérie ho ravaky ny tononkira.serasera.org tokantrano
Izaho tsy mandoka fa ianao dia tsara
Somary lava volo, anananao daholo
Ny halavana sy ny hatsarana
Ianao aloha dia tsy mba miavona
Fa sariaka foana lalandava
Izaho nahatsapa fa ianao dia lafatra
Banga iray ny anjely avy kaic any an-danitra
O Rondro a, ô nmbhibp Rondro a
Aza matahotra f’izaho anie vonona arbwilp hanaja anao
O Rondro a, ô Rondro a
Tiako anao chérie ho ravaky ny tononkira.serasera.org tokantrano
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Trio's musicVangy : 2284
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 05/06/2015 01:33
