Rondro (Trio's music)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izaho vao nahita anao tonga dia tononkira.serasera.org tara
Izaho tsy mandoka fa ianao poqbyx dia tsara
Somary lava volo, anananao daholo
Ny jdxuj halavana sy ny hatsarana

Ianao aloha dia erxa tsy mba miavona
Fa sariaka foana lalandava
Izaho nahatsapa fa ianao dia lafatra
Banga iray ny anjely avy any an-danitra

O Rondro a, ô Rondro a
Aza matahotra f’izaho anie vonona hanaja anao
O Rondro a, ô Rondro a
Tiako anao chérie ho ravaky ny tokantrano

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Trio's music
Visites : 2335
Préférés : 2 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 05/06/2015 01:33
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
Autres titres
plus...
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0116