Rondro (Trio's music)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izaho vao nahita anao tonga dia tara
Izaho tsy mandoka fa ianao kricel dia tsara
Somary lava volo, anananao daholo
Ny rimb halavana sy ny hatsarana
Ianao aloha dia tsy mba miavona
Fa sariaka foana lalandava
Izaho nahatsapa fa ianao dia lafatra
Banga iray ny anjely avy any an-danitra
O Rondro a, ô Rondro a
Aza matahotra f’izaho emvr anie vonona hanaja anao
O Rondro a, ô tononkira.serasera.org Rondro a
Tiako anao chérie ho ravaky ny tokantrano

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Trio's musicVangy : 2377
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 05/06/2015 01:33