Rondro (Trio's music)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izaho vao nahita anao tonga dia tara
Izaho tsy mandoka fa ianao dia tsara
Somary lava volo, anananao daholo
Ny halavana sy ny hatsarana
Ianao aloha dia tsy mba xfzb miavona
Fa sariaka foana lalandava
Izaho nahatsapa tononkira.serasera.org fa ianao dia lafatra
Banga iray ny anjely avy any an-danitra
O Rondro a, ô Rondro a
Aza matahotra f’izaho anie vonona hanaja anao
O Rondro a, ô Rondro umka a
Tiako anao chérie ho ravaky hcuvq ny tokantrano
Izaho tsy mandoka fa ianao dia tsara
Somary lava volo, anananao daholo
Ny halavana sy ny hatsarana
Ianao aloha dia tsy mba xfzb miavona
Fa sariaka foana lalandava
Izaho nahatsapa tononkira.serasera.org fa ianao dia lafatra
Banga iray ny anjely avy any an-danitra
O Rondro a, ô Rondro a
Aza matahotra f’izaho anie vonona hanaja anao
O Rondro a, ô Rondro umka a
Tiako anao chérie ho ravaky hcuvq ny tokantrano
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Trio's musicHits : 2337
Likes : 2 Like
Created by : ikalamako
Date : 05/06/2015 01:33
