Mpandalo (Tsiakoraka)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nalefako hiampita ny vetso tsisy namaly
Nanako niverina teto, izaho indray no nijaly
Mpandalo natsidiky ny andro efa hariva no iny
Nanatona hiaraka hivazo ho solom-bahiny.

Fa angamba tononkira.serasera.org lavitra thxegbc loatra ilay olo-nantsoina
Ilay vetsoko tsy fpof afa-nanoatra, tsisy nanohina
Nanambatra vazo dkkwbtqh tsy satry amin’ny olo-mandalo
Ireo alahelo tsy tanty navoaka aman-kalo.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Tsiakoraka
Vangy : 2309
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 27/08/2017 19:04
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0129