Mpandalo (Tsiakoraka)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nalefako hiampita ny vetso tsisy namaly
Nanako niverina teto, izaho indray no nijaly
Mpandalo natsidiky ny andro efa hariva no iny
Nanatona hiaraka hivazo ho solom-bahiny.

Fa angamba lavitra loatra ilay olo-nantsoina
Ilay vetsoko tsy afa-nanoatra, tsisy nanohina
Nanambatra vazo tsy satry amin’ny olo-mandalo
Ireo alahelo tsy tanty navoaka aman-kalo.
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Tsiakoraka
Visites : 1527
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 27/08/2017 19:04
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0116