Mpandalo (Tsiakoraka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nalefako hiampita ny vetso tononkira.serasera.org tsisy hryoic namaly
Nanako niverina teto, izaho indray no nijaly
Mpandalo natsidiky ny andro efa hariva no iny
Nanatona hiaraka hivazo cbzklds ho siqped solom-bahiny.
Fa angamba lavitra loatra ilay olo-nantsoina
Ilay vetsoko tsy afa-nanoatra, tsisy nanohina
Nanambatra vazo tsy satry amin’ny olo-mandalo
Ireo alahelo tsy tanty navoaka aman-kalo.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TsiakorakaVangy : 2313
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 27/08/2017 19:04