Mpandalo (Tsiakoraka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nalefako hiampita ny vetso xxlml tsisy namaly
Nanako niverina teto, izaho indray no nijaly
Mpandalo natsidiky ny andro efa hariva no iny
Nanatona hiaraka hivazo ho solom-bahiny.
Fa angamba lavitra loatra ilay olo-nantsoina
Ilay vetsoko tsy afa-nanoatra, tsisy nanohina
Nanambatra bequ vazo tononkira.serasera.org tsy pvjeox satry amin’ny olo-mandalo
Ireo alahelo tsy tanty navoaka aman-kalo.

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : TsiakorakaHits : 2361
Likes : 1 Like
Created by : ikalamako
Date : 27/08/2017 19:04