Raha maloka (VAKAMIARINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mila tapaka ny aina
Mitady ho very ny tononkira.serasera.org fanahy
Toa afobe menamena
Izay rehetra jerena
Voafatotra sy sempotra ny tena
Raha maloka ny loha ftjw
Na ditsoka ny sjwe ivhgomiz fo
Mandiniha tena kely aloha
Asio fahanginana kely aloha
Fa tsy mbola nisy haizina
Tsy narahina maraina
Tsy mbola nisy fiakarana
Tsy narahina fidinana
Tonony sy feony : Nantenaina Andriamorasata
Mitady ho very ny tononkira.serasera.org fanahy
Toa afobe menamena
Izay rehetra jerena
Voafatotra sy sempotra ny tena
Raha maloka ny loha ftjw
Na ditsoka ny sjwe ivhgomiz fo
Mandiniha tena kely aloha
Asio fahanginana kely aloha
Fa tsy mbola nisy haizina
Tsy narahina maraina
Tsy mbola nisy fiakarana
Tsy narahina fidinana
Tonony sy feony : Nantenaina Andriamorasata
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : VAKAMIARINAVangy : 3854
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : zikin
Daty : 09/07/2009 12:45
