Noho elah (Pit Léo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na tsy nangataka aza ianao dia nomeko
Tsy nasiako fetra mihitsy hoe hatreto
F'efa nafoiko ho anao daholo ny fitiavako
Dia tsy nandà ianao, f'ianao koa nanaiky
Samy babo 'tsika, samy taraiky
Ka niara-dalana, dia tsy hisaraka
na oviana na oviana
Firifiry no nandalo f'ianao
Tsy natakaloko an'iza n'iza
Tsy hanary jôkera aho
Sao mivadika ôrera
Zah koa matoky tena uwowrefm
Ny tambitambinao ireny ilaiko
Aza ugvlfu andramana ilaozana aho
Fa tsy zakan'ny saiko
Ianao anie ny fofonaiko
Fa rah zah no tsisy anao
Dia ny mahazo anah aloha tsy haiko
Satria,
Matoa falifaly foana aho dia
Matoa mazava ny fiainako e
Noho elah , noho elah
lalalalalalala
Fa matoa tena tia aho dia
Matoa mazava ny fiainako e
Noho elah, noho elah
lalalalalalala
Matoa anie zah tononkira.serasera.org mandefitra dia noho ialahy
Matoa ny foko mihetsika dia noho ialahy
Dia izay rehetra ataoko dia noho ialahy
Tsy nataoko hampitomany anao izao
Fa hatokisanao, mba tena hambabo ny fonao
Tsy maharesy antsika ny fifamaliana
Satria zah tsy handao anao ho'aho na oviana na oviana
Firifiry no nandalo f'ianao
Tsy natakaloko an'iza n'iza
Tsy hanary jôkera aho
Sao mivadika hôrera
Zah ko matoky tena gwvbihpo
Tsikitsikinao ireny ilaiko oh
Rehefa tsy mifampiteny ireny 'tsika
Marary ny aiko
Ianao anie ny fofonaiko oh
Fa raha zah no tsisy anao
Dia ny mahazo anah aloha tsy aiko
Tsy nasiako fetra mihitsy hoe hatreto
F'efa nafoiko ho anao daholo ny fitiavako
Dia tsy nandà ianao, f'ianao koa nanaiky
Samy babo 'tsika, samy taraiky
Ka niara-dalana, dia tsy hisaraka
na oviana na oviana
Firifiry no nandalo f'ianao
Tsy natakaloko an'iza n'iza
Tsy hanary jôkera aho
Sao mivadika ôrera
Zah koa matoky tena uwowrefm
Ny tambitambinao ireny ilaiko
Aza ugvlfu andramana ilaozana aho
Fa tsy zakan'ny saiko
Ianao anie ny fofonaiko
Fa rah zah no tsisy anao
Dia ny mahazo anah aloha tsy haiko
Satria,
Matoa falifaly foana aho dia
Matoa mazava ny fiainako e
Noho elah , noho elah
lalalalalalala
Fa matoa tena tia aho dia
Matoa mazava ny fiainako e
Noho elah, noho elah
lalalalalalala
Matoa anie zah tononkira.serasera.org mandefitra dia noho ialahy
Matoa ny foko mihetsika dia noho ialahy
Dia izay rehetra ataoko dia noho ialahy
Tsy nataoko hampitomany anao izao
Fa hatokisanao, mba tena hambabo ny fonao
Tsy maharesy antsika ny fifamaliana
Satria zah tsy handao anao ho'aho na oviana na oviana
Firifiry no nandalo f'ianao
Tsy natakaloko an'iza n'iza
Tsy hanary jôkera aho
Sao mivadika hôrera
Zah ko matoky tena gwvbihpo
Tsikitsikinao ireny ilaiko oh
Rehefa tsy mifampiteny ireny 'tsika
Marary ny aiko
Ianao anie ny fofonaiko oh
Fa raha zah no tsisy anao
Dia ny mahazo anah aloha tsy aiko
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Pit LéoVangy : 27522
Mpankafy : 3 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 16/11/2016 19:09
