ALEO HO ANY ZE ONE (Pit Léo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Couplet 1 :
Aleo izay tsy tamana andeha
Fa aza sakanana
Io ko tsy terena
Ka ifampitambazana
Samy manana ny tiany
Samy manana ny iriny
Tsika samy mahery
Ka aleo tsy hifampifilafila
Izay fikanao plaisir'ako
Raha lasa enao tsy idirako
Iverina enao ifirako oh
Navadiko ny pejy
Sady netsika ko tsy mety
Sady tsy ho asiko bedy

-(Bridge)-
Aleho oany ze ho any
Fefa zay oa ny safidiny
F'aza mora kivy ,
mbola ho avy ny mangidiny
Io oa refa diso dia tsy marina
Fa lavo enao androany
Dia rapitso enao tafarina indray

Refrain :
Any ho any mbola misy olona miandry
anao fa aza kivy eh
Fa matoha izy lasa nande dia tsy anjara
Sady mbola tsy izy eh
Fa aleo ho any ze one
Aleo ho any ze one
Ze ray ve mo lasa de atao ampitomany (x2)

Couplet 2 :
Dia tsy ataoko mandrampiaona
Fa veloma
Any anaty nofy enao ra itetika ifona
Ny alika no niverina @nalohany e
Fa ny liona ko manana ny lohany e
Aleo asina teboka amzay
Fa ts mety ane ra toizana
Za ko efa drodroka de enao ko efa vizana
Hum hummmm

-(Bridge)-


Refrain :
...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Pit Léo
Vangy : 710
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Herman TOJO
Daty : 01/09/2021 16:49
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0747