Mahandry 2.0 (Pit Léo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Rehefa misy tsy milamina de za mbola aty
Enao na anazy ary de za mbola tia
Mba mitodiha aty fa za ne mbola miandry a ndry
Refa leo anle any de tongava makaty
Tena lasa any @nao fona ny saiko
Enao le lasany any , mankarary ny aiko
Miandry anze rariny aho satri ze tia mahandry
Aleoko lo mivavaka mits @lahady
Fa na tantara taloha ary ny antsika
Lay fitiavana ao anatiko aho tsy mety ho ritra
Tsy mahalala akotranao aho malala a
Efa manombok mitapy aho satri ze tia adala
De ranomaso sisa fona no mba namako
Fa noetinao any le anjara masoandroko
De tsis hafa tsy sento sisa no avokan vavako

Ref :
Raha tsy ampy anao ze omeny any
Ny aty mbola tsy lany
Tsy mampanina ahy ze zavabita nareo tany
Raha mila fahasambarana d ananako zany
Fa aza manontany , aza manontany
(×2)

Mora voadona ny lehilahy refa misy ts ampy anazy
Miaina tsis a ndry otran misotro tsis coupage
Resaka matotra zany fa tsy vazivazy
Atsangako ny tananko mba san (yeeeee)
Fa ra mbola manantena kosa v za d diso
Avelako any ny omaly fa aleo mjery ny ampitso
Tsis hafa tsy enao rery iany n mendrika atsoko we piiiiiisooo
De mba mitodiha aty fa za ne mbol miandry andry
Refa leo anle any d tonga makaty
Fa ho raisiko antandro f'aza manahy aki
De enao no mieritreritra fa anao ny safidy
Fa na tantara taloha ary netsik
Lay ftiavana ao anatiko ao ts mety ho ritra
Tsy mahalala akotranao aho malala
Efa manombok mitapy aho satria ze tia adala

Ref (×2)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Pit Léo
Vangy : 12350
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 07/09/2016 18:43
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0729