You are here: home > Tononkira > Pit Léo

Efa ianao irery (Pit Léo)

... Gyal? na mora tezitra ianao? na dia kizitina ianao?... izaho tena tia anao
(ianao io gyal) na dia tsy eto ianao? na dia hampiajaly aza ianao?... dia tena tiko foana ianao...
ataovy daholo oa 'zay mety aminao? fatononkira.serasera.org izaho tsy iala dia izaho tsy andao... fa tena tiko foana ianao...
na asainao manatitra anao? na asainao mitsena anao? fa tena tiko foana ianao?

fa efa ianao irery ihany eh! ein enao ianao irery ihany eh (X2)
Mba tiko 'lay hira dia nalefako

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Pit Léo
Mpamaky : 6360
Mpakafy : 3 Ankafizo
Nampidirin'i : alphazafimbazah
Tamin'ny : 05/08/2017 11:45:13
ID : 9809

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo