Angamba (Zoely Ratsimbazafy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Angamba mkpeqqj tsy hadisoako
Raha toa injao tsaroako
Mientanentana ny ao am-poko tononkira.serasera.org
Raha taitra lalovanao
Angamba tsy fahotana
Raha toa tsy mety tana
Ny nofinofiko lasa jmhtvvix mazàna
Miantefa any aminao
Satry foana isan’andro no hihaona
Satry foana hiresaka eo mandavan-taona
Satry zzuvks foana hisangisangy hilalao
Satry foana handihindihy an-tratranao.
Satry foana (3)
Raha toa injao tsaroako
Mientanentana ny ao am-poko tononkira.serasera.org
Raha taitra lalovanao
Angamba tsy fahotana
Raha toa tsy mety tana
Ny nofinofiko lasa jmhtvvix mazàna
Miantefa any aminao
Satry foana isan’andro no hihaona
Satry foana hiresaka eo mandavan-taona
Satry zzuvks foana hisangisangy hilalao
Satry foana handihindihy an-tratranao.
Satry foana (3)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Zoely RatsimbazafyVangy : 5886
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 02/10/2002 16:50
