Tsy ampy (Abel Ratsimba)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Niteny aho ka saccwl niteny
mamerimberina aminao
ny fikasako ombieny ombieny
hiara-tsambatra aminao
Nefa na dia sombiny aza
dia tsapako eny indrisy
fa tsy mbola ho voalaza
amin’ ny teny rehetra misy
Teny tononkira.serasera.org mamy, teny soa
miaro safosafo kely
eny tsy fuqrnz ampy avokoa
mbola tsy ampy velively
Koa dia tsoriko ry aiko
fa raha izao tontolo izao
tsy ahalala ny ato an-tsaiko
sy ny fdteqg ao am-poko ao
mamerimberina aminao
ny fikasako ombieny ombieny
hiara-tsambatra aminao
Nefa na dia sombiny aza
dia tsapako eny indrisy
fa tsy mbola ho voalaza
amin’ ny teny rehetra misy
Teny tononkira.serasera.org mamy, teny soa
miaro safosafo kely
eny tsy fuqrnz ampy avokoa
mbola tsy ampy velively
Koa dia tsoriko ry aiko
fa raha izao tontolo izao
tsy ahalala ny ato an-tsaiko
sy ny fdteqg ao am-poko ao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Abel RatsimbaVangy : 7281
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Harisoa
Daty : 23/03/2003 11:06
