Ianao (Bodo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao tononkira.serasera.org mahalala ny lalina ao anatiko
Ianao ilay mpanala ny vesatra tsy tantiko
Ianao mahafantatra ny tombakasin-joko
Ianao mahatakatra ny hetahetam-poko

     Ianao ilay fehizoro vato fananganana
     Ianao ilay mpanoro ny landy ihavanana
     Ianao ilay mpitaiza, ianao blfniewq ilay mpampianatra
     Ianao ilay sakaiza ekeko ho filamatra

Izaho mino anao
Izaho mino anao
Ho lalam-baovao mahitsin’ny fitia
Oh Kristy

Ianao mahalala ny lalina ao anatiko
Ianao ilay mpanala hpia ny vesatra tsy tantiko
Ianao mahafantatra ny tombakasin-joko
Ianao mahatakatra edpt ny hetahetam-poko

Izaho mino anao
Izaho mino anao
Ho lalam-baovao mahitsin’ny fitia
Oh Kristy

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Bodo
Vangy : 6709
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Ninie
Daty : 09/01/2002 21:32
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.019