Ianao (Bodo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao mahalala ny lalina zwrovtnq ao anatiko
Ianao ilay mpanala ny vesatra tsy tantiko
Ianao mahafantatra ny tombakasin-joko
Ianao mahatakatra ny hetahetam-poko
Ianao ilay fehizoro vato fananganana
tononkira.serasera.org wdbg Ianao ilay mpanoro ny landy ihavanana
Ianao ilay mpitaiza, ianao ilay mpampianatra
Ianao ilay sakaiza ekeko ho filamatra
Izaho mino anao
Izaho mino anao
Ho lalam-baovao mahitsin’ny fitia
Oh rxsimx Kristy
Ianao mahalala ny lalina ao anatiko
Ianao ilay mpanala ny vesatra tsy tantiko
Ianao mahafantatra ny tombakasin-joko
Ianao mahatakatra ny hetahetam-poko
Izaho mino anao
Izaho mino anao
Ho lalam-baovao mahitsin’ny fitia
Oh Kristy

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : BodoVisites : 6856
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Ninie
Date : 09/01/2002 21:32