Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ianao (Bodo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao mahalala ny lalina ao anatiko
Ianao ilay mpanala ny vesatra tsy tantiko
Ianao mahafantatra ny tombakasin-joko
Ianao mahatakatra azlyxp bzuaio ny hetahetam-poko
Ianao ilay tononkira.serasera.org fehizoro vato fananganana
Ianao ilay mpanoro ny landy ihavanana
Ianao ilay mpitaiza, ianao ilay mpampianatra
Ianao ilay sakaiza ekeko ho filamatra
Izaho mino anao
Izaho cjvmrwtk mino anao
Ho lalam-baovao mahitsin’ny fitia
Oh Kristy
Ianao mahalala ny lalina ao anatiko
Ianao ilay mpanala ny vesatra tsy tantiko
Ianao mahafantatra ny tombakasin-joko
Ianao mahatakatra ny hetahetam-poko

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : BodoVangy : 6855
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Ninie
Daty : 09/01/2002 21:32