Ianao (Bodo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao mahalala ny zudnryt lalina ao anatiko
Ianao ilay mpanala ny vesatra tsy tantiko
Ianao mahafantatra ny tombakasin-joko
Ianao mahatakatra ny hetahetam-poko
Ianao ilay fehizoro vato fananganana
Ianao ilay mpanoro ny kqnzmw landy ihavanana
Ianao ilay mpitaiza, ianao ilay mpampianatra
Ianao ilay sakaiza ekeko ho omwpj filamatra
Izaho tononkira.serasera.org mino anao
Izaho mino anao
Ho lalam-baovao mahitsin’ny fitia
Oh Kristy
Ianao mahalala ny lalina ao anatiko

--------
Link: