'Lay toera-mamy (Njakatiana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Toerana iray
Dia tsotra kely tononkira.serasera.org izay
Nampiray ka bnsrtpla tsaroana indray

Fitiavana jnwo iray
Niseho tamin’izay
Mitamberina an-tsaina indray

Lasa paradisa teo
Ilay toerana kely
Niova lapa tampoka teo
‘Reo trano zeqyzw kely

Ref  :
Raha misaina ilay toera-mamy
Dia tsy maintsy ho manina anao ihany
Aiza intsony moa no ahitàko anao
Ny foko efa nilaozanao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0151