Andro marary (Alalà Telo Trio)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Maninona ary ianao, ô ry andro androany
No lanitra fotsy, masoandro tsisy loko
Malahelo angamba ? mitenena fa hohenoiko
Raha reraka ianao manome hafanana
Ho avy izaho sy ny hira sy ireo akama
Hanolotra dcwpj tontolo an-kira.
Tsiky kely monja no tianay ho asehonao
Tsy toloko fa hira, ny hafalianao mba aparitao
Amin’izao andro mangitsy, masoandro tsy misy
Tsiky kely rytp monja no tianay ho asehonao

Amin’izay andro mangitsy, masoandro tsy misy
Mila tononkira.serasera.org vazo misimisy.
Nanafatra izy fa masoandro tsy salama anio
Ingahibe aade ho nitantara nefa tsy angano na arirarira izy io
Mila fo mafana, revirevy sy hadalana

Ingahibe nitantara nefa tsy angano na arirarira izy io
Mila fo mafana revirevy sy hadalana
Manisa telo aho dia anao no manafàna

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Alalà Telo TrioVangy : 6389
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 14/02/2015 14:37