Vero (Alalà Telo Trio)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Toa rahona mainty nanako masoandro ahy raha ny andro tsara ianao Vero.
Tandrifin-draho nanorana an-tafoko tôla vaky mitehateha ianao Vero.
Ilay volonao nikopaka, toa onja nandrava tononkira.serasera.org ilay msyxcs lakana nitatitra ahy.
Ny ohotànanao maranitra, nandrovitra ny arato sisa ananako izay.
Toa rivomahery euxbdp am-pararano nanimba ny tany famboleko ianao Vero.
Andiam-balala nandrigatra ny tanin'ny katsaka fihinako andavanandro ianao Vero.
Ny masonao nirehitra, toa doro tanety nandoto ilay rivotra mamelona ahy.
Ny kakakakanao nirefotra, nampitsanga-mandry ireo mponin'Ambohimitsilay.
Toa sedra sendra naneho mazava an'ireo fahalemeko takona ianao Vero.
Zavakanto namelona indray ireo fihetseham-poko niafina pijjy tao ambadika tao ianao Vero.
Mpivahiny avy lavitra, nanova ireo kolontsaiko sy fombako fahizay.
Anio ianao toa soratra, nanova ilay bokin-tantara mirakitra ahy.

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Alalà Telo TrioHits : 2048
Likes : 1 Like
Created by : Tiahmarinaa
Date : 03/11/2021 20:49