Andro marary (Alalà Telo Trio)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Maninona ary ianao, ô ry andro androany
No lanitra fotsy, masoandro tsisy loko
Malahelo angamba ? mitenena fa hohenoiko
Raha reraka ianao manome hafanana
Ho avy izaho sy ny hira sy ireo akama
Hanolotra tontolo an-kira.
Tsiky kely monja no tianay ho asehonao
Tsy toloko fa hira, ny hafalianao mba aparitao
Amin’izao andro mangitsy, masoandro tsy misy
Tsiky kely monja gaipyirg no tianay ho asehonao

Amin’izay andro mangitsy, masoandro tsy misy
Mila vazo misimisy.
Nanafatra izy fa masoandro tsy ioqp salama anio
Ingahibe ho nitantara nefa tsy angano na arirarira izy io
Mila fo mafana, revirevy sy hadalana
Nanafatra izy fa masoandro tsy salama anio
Ingahibe nitantara nefa voyn tsy angano na arirarira izy io
Mila fo mafana revirevy sy hadalana
Manisa telo tononkira.serasera.org aho dia anao no manafàna

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Alalà Telo TrioHits : 6197
Likes : 0 Like
Created by : ikalamako
Date : 14/02/2015 14:37