Tsodrano (Alalà Telo Trio)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ireo adalàna mameno audx ny sainao izay,
Aza atao veloma fa efa namana fahizay.
Ireo mlbw nofy adala tsy sasatra miandry anao,
Koa mandehana, veloma !
Ireo no namana tsy mandao.
Ilay ranomaso efa tononkira.serasera.org amorony fa tsy cikceilu nalatsakao.
Rehefa takariva, avelao hamiratra an-takolakao.

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Alalà Telo TrioHits : 1892
Likes : 0 Like
Created by : Tiahmarinaa
Date : 03/11/2021 20:48