Ampidiro aloha ny tenimiafina
Tso-drano (Alalà Telo Trio)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tso drano
Ireo adalana mameno ny sainao xdbohcmt zay
Aza atao veloma fa efa namana fahizay
Ireo nofy adala tsy sasatra miandry anao
Koa mandehana velomy ireo mcneq no namana tsy mandao
Ilay tononkira.serasera.org ranomaso efa amorony fa qocjwkd tsy nalatsakao
Rehefa takariva avelao hamiratra ny takolao
Ireo adalana mameno ny sainao zay

Koa mandehana velomy ireo no namana tsy mandao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Alalà Telo TrioVisites : 3890
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : badiweckl16
Date : 29/03/2020 11:11