Mianara tsara (A.Mi.A.Kri. EGSS - MCI (Chorale Amboaram-peo MItory An'i KRIsty Andrainjato Fianarantsoa))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Titre : Mianara tsara
(Sôlô / Choeur)
Misy hafatry pmcfhf lsgbhm hojakaigny amitsika namako ô!
Mianara fa k'a tandregna ame rendrarendra avao
Rehareha gny Raimandreny gne hahatafita ugnpn anao
Milofosa avao da omagno tsara marô gne hoavinao
(Sôlô / Duo)
Ny fianaranao ankino amin'Azy e!
Ny hoavinao ento ambavaky avao
Matokisa avao f'Ijy vonogny hagnampy eiaa!
Da fantatr'i Jesosy marô gn'hatsara anao
(Choeur)
Gne hoavinao marô da k'atao sangisangy
Da mazotoa anao hoento ambavaky avao
Da mandehana tononkira.serasera.org avao sagnatria gne havavy
Fa Jesosy hiantoky gn'avenirnao
Da k'alay baraka rô gne Raimandreninao (fa)
Milofosa tsara ka tandregna avao
A/C : Hasiniaina Wedneslas

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : A.Mi.A.Kri. EGSS - MCI (Chorale Amboaram-peo MItory An'i KRIsty Andrainjato Fianarantsoa)Vangy : 902
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Isco
Daty : 19/08/2024 13:16