Mianara tsara (A.Mi.A.Kri. EGSS - MCI (Chorale Amboaram-peo MItory An'i KRIsty Andrainjato Fianarantsoa))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Titre : Mianara tsara

(Sôlô / Choeur)
Misy hafatry hojakaigny amitsika namako ô!
Mianara fa k'a tandregna ame rendrarendra avao
Rehareha gny mgmhrs Raimandreny gne hahatafita anao
Milofosa avao da omagno grubwv tsara marô gne hoavinao

(Sôlô / Duo)
Ny fianaranao ankino amin'Azy e!
Ny hoavinao ento ambavaky avao
Matokisa avao jxxm f'Ijy vonogny hagnampy eiaa!
Da fantatr'i Jesosy marô gn'hatsara anao

(Choeur)
Gne hoavinao marô da k'atao sangisangy
Da mazotoa anao hoento ambavaky avao
Da mandehana avao sagnatria tononkira.serasera.org gne havavy
Fa Jesosy hiantoky gn'avenirnao

Da k'alay baraka rô gne Raimandreninao (fa)
Milofosa tsara ka tandregna avao

A/C : Hasiniaina Wedneslas

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0161