Mianara tsara (A.Mi.A.Kri. EGSS - MCI (Chorale Amboaram-peo MItory An'i KRIsty Andrainjato Fianarantsoa))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Titre : Mianara tsara

(Sôlô yzocdhx / Choeur)
Misy hafatry hojakaigny amitsika namako ô!
Mianara fa k'a anylrt tandregna ame rendrarendra avao
Rehareha gny Raimandreny gne hahatafita anao
Milofosa avao da omagno tsara marô gne hoavinao

(Sôlô / Duo)
Ny fianaranao ankino amin'Azy e!
Ny ngrzj hoavinao ento ambavaky avao
Matokisa avao f'Ijy vonogny hagnampy eiaa!
Da fantatr'i Jesosy tononkira.serasera.org marô gn'hatsara anao

(Choeur)
Gne hoavinao marô da k'atao sangisangy
Da mazotoa anao hoento ambavaky avao
Da mandehana avao sagnatria gne havavy
Fa Jesosy hiantoky gn'avenirnao

Da k'alay baraka rô gne Raimandreninao (fa)
Milofosa tsara ka tandregna avao

A/C : Hasiniaina Wedneslas

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.021