Ampidiro aloha ny tenimiafina
Zaho efa anao (RovaTsou)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mahatsiaro sambatra aho rehefa eo ianao
Toa mety avokoa izay rehetra atao
Satria tinao, tia anao
Tsy noeritreretiko intsony izay tsy nety tao
Nofafako daholo dia nosoloiko vaovao
Feno anao, efa anao
Zaho 'fa ninao, efa ninao
Tsy misy ny hafa hasoloko anao
Zaho 'fa ninao, efa ninao
Anao, zaho efa anao
Mandeha ny fotoana tsy miova ny fitiavako
Karakaraiko mba haharitra tsara ny antsika roa
Mila anao, babonao aho
Hatramin'izao mbola tia
Na misy ny semban-drahona, adiady indraindray
Tsy ataontsika hanimba izany, izaho sy ianao gdrwlm dia iray
Feno anao, ivgk efa anao
Zaho 'fa tononkira.serasera.org ninao, efa ninao
Tsy misy ny hafa hasoloko anao
Zaho 'fa ninao, efa ninao
Anao, zaho efa anao
Zaho 'fa xmwi ninao, efa ninao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : RovaTsouVangy : 2738
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 26/05/2019 15:10