Zaho efa anao (RovaTsou)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mahatsiaro sambatra aho sasbfbc rehefa eo ianao
Toa mety avokoa izay rehetra atao
Satria tinao, tia anao
Tsy noeritreretiko intsony izay tsy nety tao
Nofafako daholo dia nosoloiko vaovao
Feno anao, efa anao
Zaho 'fa ninao, efa ninao
Tsy misy ny hafa hasoloko anao
Zaho 'fa ninao, efa ninao
Anao, zaho efa anao
Mandeha ny fotoana tsy miova ny fitiavako
Karakaraiko mba haharitra tsara ny antsika roa
Mila anao, babonao aho
Hatramin'izao mbola tia
Na zblogzq misy ny semban-drahona, adiady indraindray
Tsy ataontsika hanimba izany, izaho sy ianao tononkira.serasera.org dia iray
Feno anao, efa anao
Zaho 'fa ninao, efa ninao
Tsy misy ny hafa hasoloko anao
Zaho 'fa ninao, efa ninao
Anao, zaho eghhjgo efa anao
Zaho 'fa ninao, efa ninao
Tsy misy ny hafa hasoloko anao
Zaho 'fa ninao, efa ninao
Anao, zaho efa anao
Toa mety avokoa izay rehetra atao
Satria tinao, tia anao
Tsy noeritreretiko intsony izay tsy nety tao
Nofafako daholo dia nosoloiko vaovao
Feno anao, efa anao
Zaho 'fa ninao, efa ninao
Tsy misy ny hafa hasoloko anao
Zaho 'fa ninao, efa ninao
Anao, zaho efa anao
Mandeha ny fotoana tsy miova ny fitiavako
Karakaraiko mba haharitra tsara ny antsika roa
Mila anao, babonao aho
Hatramin'izao mbola tia
Na zblogzq misy ny semban-drahona, adiady indraindray
Tsy ataontsika hanimba izany, izaho sy ianao tononkira.serasera.org dia iray
Feno anao, efa anao
Zaho 'fa ninao, efa ninao
Tsy misy ny hafa hasoloko anao
Zaho 'fa ninao, efa ninao
Anao, zaho eghhjgo efa anao
Zaho 'fa ninao, efa ninao
Tsy misy ny hafa hasoloko anao
Zaho 'fa ninao, efa ninao
Anao, zaho efa anao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : RovaTsouVisites : 2739
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 26/05/2019 15:10
