Misimisy (Tsiakoraka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misimisy ny alahelo, sentosento rehefa lavitra ka saraka anao
Dia lasa ho azy ny embonembona, kupfusvd hirahira rehefa injay fa mzsw manina anao
Tsaroana foana tononkira.serasera.org ireo niarahana fahiny tsy hadinoina tsy atakalo vaovao
Mamisavisa ny andro lasa dia sgexx mahatsiaro sambatsambatra fa manana anao
Te hanainga anefa tsy afaka mankany
Mbola ho avy ny fotoana hihaonantsika indray andro any
Andrasako ihany

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TsiakorakaVangy : 2313
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 27/08/2017 18:57