Fitia voarara ('Zay)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
FITIA VOARARA
Nofihininao ny tanako, dia norohanao ny molotro
Tsy haintsika nosakanana, tsy hay nolavina
Dia toa samy nihevitra fa hoe mbola afaka
Hifampizara kkpbjwpk fitiavana, hiara-dalana
Nefa anie na izaho eny na ianao, samy mahalala fa
efa voafatotra tapa-dalana
Na dia teo aza ilay fitiavana izay nampifanantona,
Fitia voarara tsy djkx azo atomboka
Dia navotsitrao ny pahhfxkt tanako, dia samy nanondrika ny loha
Avy eo de nifanalavitra, samy nihataka
Nefa re tao anaty tao hoe misy hery vaovao
Hery iray zay tsy azo lavina fa fitiavana
Nefa anie na izaho eny na ianao samy mahalala fa
efa voafatotra tononkira.serasera.org tapa-dalana
na de teo aza ilay fitiavana zay nampifanatona
fitia voarara tsy azo atomboka
ZAY

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : 'ZayVangy : 28482
Mpankafy : 3 Ankafizo
Nampiditra : sonwin
Daty : 17/03/2005 07:52