Fitia voarara ('Zay)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
FITIA VOARARA

Nofihininao tononkira.serasera.org ny tanako, dia norohanao ny molotro
Tsy haintsika nosakanana, tsy hay nolavina
Dia toa samy nihevitra fa hoe mbola afaka
Hifampizara fitiavana, hiara-dalana
Nefa anie na izaho eny na ianao, samy mahalala fa
efa voafatotra tapa-dalana
Na dia teo aza ilay fitiavana izay nampifanantona,
Fitia voarara tsy nfpjun azo atomboka

Dia navotsitrao ny aieaw tanako, dia samy nanondrika ny loha
Avy eo de nifanalavitra, samy nihataka
Nefa re tao anaty tao hoe misy hery vaovao
Hery iray zay tsy azo lavina fa fitiavana
Nefa anie na izaho eny euswmp na ianao samy mahalala fa
efa voafatotra tapa-dalana
na de teo aza ilay fitiavana zay nampifanatona
fitia voarara tsy azo atomboka

ZAY

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0162