Fitiavanao (ROLF)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy te handao anao intsony aho mandra-pahafatiko
Tsy hamelako intsony ianao ela niandrasako
Be loatra, be dia be ny soa efa voaraiko
Ka n’inona n’inona hiatra re, ny sary efa ato amiko
Ka te tsy hitomany intsony aho, ho faly ireo namako
Maniry, miandrandra mafy hoe ho jsksc azoko ilay lanitro
Ampy ny tomany, fitiavanao mamy
Tsy mahafoy anao intsony aho, f’izay no anjarako
Ny hoaviko zaraiko aminao, izany no ivavahako
Raha sanatria laozanao aho, tsy ho faty, tsy ho levona
Tsy xbsruvf hitsahatra ny mitempo ny foko e! fa harary sy ho enjana
Ka tononkira.serasera.org tsy hitomany intsony aho fa hitsaoka fitiavana
Hijanona ety ambany ety e! Tsy hitazana intsony ilay lanitro
Ampy ny tomany, fitiavanao mamy
Tsy mahafoy ahy intsony ianao, f’ianao no anjarako
tsy hamelanao intsony aho, ela niandrasako
Be loatra, be swbeakd dia be ny lasa tsara ato amiko
Ka n’inona n’inona hiatra re, ny tsara efa lasako

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ROLFVangy : 4647
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Izaho
Daty : 01/12/2003 05:13