Ianao ilay tsy manan-tsahala (Mahaleo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ianao ilay tsy manan-tsahala
ilay nisafidy hizara ny diako
ianao ihany no mahalala
ireo ahiahy sy ireo faniriako.
  ianao eo anilako hatrany
  nizara ireo tsiky namafa tomany
  ianao nampijoro nampitraka
  nanampy ahy hizaka ny mafy tsy zaka

  ianao eo anilako hatrany
  nizara ireo tsiky namafa tomany
  ianao nampijoro nampitraka
  nanampy ahy hizaka ny mafy tsy zaka

ianao ilay tsy manan-tsahala
ilay nisafidy hizara ny ho aviko
ianao yavghznk no hany tononkira.serasera.org tokako malala
ilay mandra-maty hany hotiaviko
  ianao eo anilako eo foana
  tsy fanontaniana, tsy misy hoe nahoana
  ianao tsy mba be fisehosehoana
  nxcgs nefa tratra ywgcy antso rehefa antsoina

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Mahaleo
Vangy : 9939
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : antonello
Daty : 05/07/2003 16:33
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0179