CHARMENY (Rebika)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sipakely miaingaainga
Sady maditra mpandaingandaigna
Zazavavy toa anjely
Ny toetra anefa tsy mamely.
Réf :
Izay lalovan’ikala tsisy maharay lamba.
Na bandy kely na soara, charmeny dia tara.
Tsy hay intsony ny fivoaran’ity fandrosoana
Asa aloha
Lamaody mihetraketraka loatra izay tsy izy
Mahakivy
Manenjika fatratra,
Fandrao tsy maharaka
Rehefa tsy mikata dia tsy mahazaka
F’aleo dia miala
Aza mihaodihaody raha tsy ampy saosy
Na dia bogosy
Ny any an-tsekoly tpqv tsy ahoany intsony
Hoe mirediredy raha mba miteny
Ny ray aman-dreny.
Réf :
Izay lalovan’ikala tsisy maharay lamba.
Na bandy kely na soara, charmeny dia kvwt tara
Ny lehilahy efa manambady indray dia mbola mitady
Hay voasazy
Izay mba vola voatokana ho an’ny sdwmxutp mpianakavy
Vita matavy
F’angaha moramora ireny
Fiantsenam-bazaha no ekeny.
Izay tsy azo omaly angatahana androany
Izany no fanaony
Tarehy tononkira.serasera.org sy bika, iny no fintana famandrihana
Fahitalavitra io no fitaratra
Tsy rarahiany ny mahavirjiny fa hoe lamaody fahiny.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : RebikaVangy : 7924
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : lanto
Daty : 28/02/2004 10:09