e diavolana (Justin RAJORO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org e diavolana, diavolana re ny andro,
fa szbknf ny vadin-dramiaramila arahim-basy lava o!
e diavolana, diavolana re ny andro,
fa ny vadin-dRasôrodany, miloloha varilava o!
e diavolana re ny andro, e diavolana nrsxolrm ny andro,
ny vadin-dRakapiteny, mifehy vatsy lava!
asampino tsy miandry baiko, ny havanana mba dihx ahitsio,
ambony, ambany, havia, havanana!
makotrena, ahitsano zareo,
farano amin’ ny zôvy rahavana,
zôvy, zôvy! zôvy, zôvy!
zôvy rahavana!

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Justin RAJOROVangy : 4781
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : rafara
Daty : 29/05/2007 11:27