Divorsa (Jeneraly)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Indreo koa ianareo izay nankalaza ny raharahanay
Nihoby, nandeha nilalao, telo taona lasa izay
Asainay ianareo anio hiara-hifaly indray
Ho mariky ny fo madio fa hisaraka izahay
Mbola arak’izany ary, fifaliana ihany no handraisantsika izany
Akaro ny vera dia mandihiza Paso mihetsiketsika ho’aho
Fisaraham-panambadiana no ankalazaina
Akaro ny vera dia mihetsiketseha Paso Boté
Asainao ihany koa ianareo ho eny amin’ny fitsarana
Hanatrika tononkira.serasera.org ny famonoana ny anaranay sy malala
Na ho kortezy lavabe aza dia isaorana mialoha
Porofo fa ianareo dia tena namanay tokoa

Akaro ny vera dia fpvves mandihiza Paso mihetsiketsika ho’aho

Kanefa dia mbola tsy hadino, eny tsy hadino oegnuyh ihany koa
Ny niarahantsika tany am-piangonana orip toy ny natao taloha
‘Lay eny zay nifanaovanay dia hovainay hoe tsia
Tsy mpivady ‘tsony manko izahay fa efa ritra lay fitia

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : JeneralyVangy : 5905
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 14/11/2015 14:09