Nosy milalao (Mahaleo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny ranomasina
Sy ny tononkira.serasera.org lanitra
Samy manga
Madio sy mahafinaritra
Manofahofa tanana
Ireo voanio nbzr maintso mavana
Ny rivotra madio
Mihira fa andro skawob fety anio
Avia mandrosoa
Ry nosy miara-milalao
Gasikaraka kianja soa
Ry tanora mivonona ianao
Hiaraka hanangana
Tranobe iombonana
Firaisan-kina no hajoro
Io no vato fehizoro
Manofahofa tanana
Ny eo an-tanana
Faly sy ravoravo
Fa tafaray ny Nosy maro
Avia mandrosoa
Ry Nosy miara-milalao
Ny trano lehibe xuhnh tokoa
Ry tanora, vohay ny fonao
Hifandry tanana
Sy hifampitantana
Ny fiarahana madio
Midika fa andro fety anio.
Sy ny tononkira.serasera.org lanitra
Samy manga
Madio sy mahafinaritra
Manofahofa tanana
Ireo voanio nbzr maintso mavana
Ny rivotra madio
Mihira fa andro skawob fety anio
Avia mandrosoa
Ry nosy miara-milalao
Gasikaraka kianja soa
Ry tanora mivonona ianao
Hiaraka hanangana
Tranobe iombonana
Firaisan-kina no hajoro
Io no vato fehizoro
Manofahofa tanana
Ny eo an-tanana
Faly sy ravoravo
Fa tafaray ny Nosy maro
Avia mandrosoa
Ry Nosy miara-milalao
Ny trano lehibe xuhnh tokoa
Ry tanora, vohay ny fonao
Hifandry tanana
Sy hifampitantana
Ny fiarahana madio
Midika fa andro fety anio.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MahaleoVangy : 12611
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 25/10/2001 16:10
