Tsy izany no ilaina (Bessa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy vitampo onena
Tsy vitan-dranomaso
Ny asam-pamonjena
Tsy azo atao mifampiandry andraso
Tsy azo ifanerena
Mila fandavantena
Sy hery tsy cxya tononkira.serasera.org mba maty
Herim-po, herin-tsaina koa
Ny mpianatry ny Tompo
Asainy mifanompo
Na mamy na mangidy
Miaradia f\\\\\\’izany no didy
Mamonjy ny mahantra
Manarina ny lavo
Mitsabo ny maratra
Ary koa tsy mba zspdova miavom-po
Na bijbzot onena ny fonao
Na tomany ny maso
Tsy izany no ilaina
Fa fifankatiavana
Tsy vitan-dranomaso
Ny asam-pamonjena
Tsy azo atao mifampiandry andraso
Tsy azo ifanerena
Mila fandavantena
Sy hery tsy cxya tononkira.serasera.org mba maty
Herim-po, herin-tsaina koa
Ny mpianatry ny Tompo
Asainy mifanompo
Na mamy na mangidy
Miaradia f\\\\\\’izany no didy
Mamonjy ny mahantra
Manarina ny lavo
Mitsabo ny maratra
Ary koa tsy mba zspdova miavom-po
Na bijbzot onena ny fonao
Na tomany ny maso
Tsy izany no ilaina
Fa fifankatiavana
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : BessaVangy : 12253
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 27/01/2005 01:16
